|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kabija |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zazavavy kely manifinify sy maimaina; lavalava pintsampintsana ary madinika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Petite, mince, se dit des petites filles.
[1.3] |
| Tovy hevitra | 5 bijabija |
| Teny iditra (2/3) | 6 kabija |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Karazan-javamaniry ahazoana tavolo (Tacca pinnatifida char.).
[Sakalava]
9 Anaran-kafa ilazana ny tavolo. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Plante à tubercule farineux; c'est le tavolo. Tacca pinnatifida; et Pilocarpus pinnatifidus.
[1.3] 11 Tacca pinnatifida J.R. Forst. & G. Forst.(Taccaceae). Le tubercule fournit une fécule appréciée appelée tavolo ou tavolo-kabija, aussi fine que celle qu'on connaît sous le nom d'arrow-root ; cité par Richardson, Grandidier, etc.. [Sakalava] [1.196] 12 nom d'une plante, l'arrow-root, Tacca Pinnatifida. [Tankarana] [1.19] |
| Ohatra |
13 Irony hazo, irony hazo, irony hazo ery Ambohimiangara, ny voany voan-kofahofa, ny tahony tahon-kabija, ny raviny ravi-mahatsiahy;
[2.857#]
|
| Voambolana | 14 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 15 kabitso, tavolo |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 17 Kabija |
| Singan-teny | 18 kabija |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -17.95+46.5 |
| Voambolana | 20 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 21 jibaka, 22 Kabija, kabija |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|