|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gogogogo
Fototeny  2 gogo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitomaniana arahina toloko na feo mafy; dradradradra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 weeping loudly, crying out, screaming, as with pain, lamentation. Compare gagagaga.
6 rolling impetuously, as a rapid stream. [1.2]
7 lamentations. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 lamentations. [1.3, 1.8]
9 pleurs.
10 le bruit, la violence, le bouillonnement de l’eau qui coule. [1.3#198]
Ohatra  11  Tomany izao, gogogogo izao, na ny an'i Fandravaka na ny an'ny ray aman-dreniny. [2.895]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  21 Gogogogo

Teny iditra (2/2)22  Gogogogo
Singan-teny  23 gogogogo
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -24.2666667+44.8
Voambolana  25  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  26 gogogogo, Gogogogo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10