|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fonon-tanana, vita amin' ny lamba na hoditra: Gan-tanana fotsy ~ Manao ga. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 gloves. [1.2]
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra
Mpanahaka  6  gantanana, 7  manaoga
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)9  ga
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 olona avy narary nefa mbola tsy matanjaka,.
12 bamby. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/4)13  ga~
Sokajin-teny  14  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (4/4)15  Ga    
Sokajin-teny  16  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  17 Singa miranoka, faha-31 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 Gallium.. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 Gant. [1.3]
Voambolana  20  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  21  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09