|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  faroratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra maditidity miraikidraikitra.
4 Ny tadim-polihala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie. [1.3]
7 Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée.. [1.196]
Ohatra  8  Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany. [2.69]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  16  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  17 farora-manga

Teny iditra (2/3)18  faroratra
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 hala (bibikely). [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  21 a provincial name for a centipede or spider. See trambo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22 espèce d'araignée ; araignée (ses fils).. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  23  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  24 fararotra

Teny iditra (3/3)25  Faroratra
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  27  Avy amy ny rafaroratra ny odi-tara-biby. [2.48]
28  ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany. [2.48]
Voambolana  29  Finoana
Tsipelina hafa  30 rafaroratra, rafaroratra
Tsanganana sy sary iray takila  31  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  32 fararotra, 33 faroratra, Faroratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10