|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  faho
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fifangaroana, fitambaran-javatra roa tsy mitovy, ka ny iray ilaina fa ny iray' tsy ilaina nefa sarotra akifika, fanampiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 mixed, in a mixed state. See haro [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)23  faho
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny anglisy  25 a handsome palm-like shrub which yields sago, but care must be taken in its preparation. Cycas circinalis. Same as vofaho [Betsimisaraka] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  26 (faho, en général, évoque l'idée de mélange. On écrase le tronc de cette sorte d'arbre et on en mélange la pulpe avec de l'eau pour isoler la fécule qu'on obtient ensuite par décantation). Cycas thouarsii R.Br. (Cycadaceae). On tire de son tronc une sorte de fécule rappelant le sagou. Utilisée dans l'alimentation. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)29  faho
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31 appellation botanique: Chloroxylon faho [2.612]
Voambolana  32  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  33 maintsoririnina, vofaho

Teny iditra (4/4)34  Faho
Sokajin-teny  35  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  36 Pau [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  37 Paü [2.996]
Voambolana  38  Soratra Masina
Tovy hevitra  39 pao
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  40 Toko sy andininy momba Faho

Fivaditsoratra  faho, Faho, 41 foha, 42 hafo, 43 hofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13