Entrée | 1 FFM |
Partie du discours | 2 nom (acronyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy [3.1] |
Exemples |
4 Tsy mbola nivoaka amin’ny fomba ôfisialy ny lisitr’ireo mpikambana ao amin’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (ffm) na dia efa nahavita ny asany aza ny Fiarahamonim-pirenena nanankinana ny fananganana azy io.
[4.43]
|
Vocabulaire | 5 Organisations |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |