|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 eva |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bara] avona
[1.78] 4 [Antemoro] basivava, mpisekoseko, mpirehareha [1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 5 eva |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 famantarana ifanarahana
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 symbole
[1.13] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how eva |
| Teny iditra (3/3) | 10 Eva |
| Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Eva
[2.996] 13 vehivavy vadin' i Adama, dia ilay lehilahy voalohany teto ambonin-ny tany araka ny lovantsofin-ny firenena tranainy tany Azia [1.10] 14 Randzavola: Eva amin' ny Baiboly [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 Eve
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Ève
[2.996] |
| Voambolana | 17 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 18 Toko sy andininy momba Eva |
| Fivaditsoratra | 19 ave, eva, Eva |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/24 |
|