|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  domiverina
Singan-teny  2 dona, 3 miverina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 choc en retour. [1.3]
7 contre-coup. [1.13]

Teny iditra (2/2)8  Domiverina
Singan-teny  9 dona, 10 miverina
Sokajin-teny  11  anarana (teatira) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  12 opérette de 1939. [1.59]
Voambolana  13  Haisoratra: teatira
Mpanoratra  14 Rajaonson Charles

Fivaditsoratra  15 Domiverina, domiverina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10