|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 doko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ny maha-izy azy.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 identité.
[1.13] |
| Teny iditra (2/5) | 5 doko |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Sanga na volo atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka.
8 Nofo na mokon-doha hita amin' ny vavan' ny vorona indraindray na amin' ny oron' ny olona sasany. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Touffe de plumes on de cheveux à côté des oreilles.
10 pomme, pommeau, caroncule, protubérance sur les bec des oiseaux ou sur le nez des gens.. [1.3#112] |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 12 doko |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 irery, tsy manao inona.
[Taimoro]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 15 doka |
| Teny iditra (4/5) | 16 doko |
| Sokajin-teny | 17 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 18 Doko |
| Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Demoka.
[3.1] |
| Voambolana | 21 Haitoetany: renirano, farihy |
| Teny nalaina | 22 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 Doko, doko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|