|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  demoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3 true, just. See marina. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4 vrai, juste (ankitiñy).. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  5 marina

Teny iditra (2/4)6  demoka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 toko vato. [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9 a trivet. See toko. [Provincial] [1.2]

Teny iditra (3/4)10  demoka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 Beilschmiedia velutina Kosterm. (Lauraceae).. [Betsimisaraka Avaratra] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)14  Demoka
Sokajin-teny  15  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  16 Fleuve de la sous-préfecture de Maintirano formé par la confluence de la Demobavy qui prend sa source sur le versant sud du Vorondolo (626m) et la Dokolahy. Il traverse la région nord du canton de Betanantanana (Maintirano) et se jette dans la mer par un delta. Il reçoit sur sa rive gauche la Filatsaha et l' Andradava.. [1.11]
Voambolana  17  Haitoetany: renirano, farihy
Teny nalaina  18  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  19 Demoka, demoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09