|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  da
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-damba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a kind of print-calico. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Damas, étoffe damassée. [1.3]
Voambolana  6  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (2/5)7  dama
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Karazam-panoto be loba fitotoana tany mba hifatratra tsara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 hie de paveur. [3.1]
Voambolana  11  Fitaovam-piasana

Teny iditra (3/5)12  dama
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia voalahatra amin' ny laharan' efitrefitra roa farany, amin' ny andaniny sy an-kilany, ka mandroso izy ireo amin' ny laharan' efitrefitra tsy misy vato, ary dia mifampihinana amin' izay; ny an' ny dama, ihoarana no fihinana ny vato fa tsy tahaka ny an' ny fanorona izay aroso amin' ny toerana iray banga ka lany daholo ny vaton' ny ankilany amin' ny hitsin' ny tsipika nandrosoana azy; izay tapitra aloha ny vato no resy toy ny amin' ny fanorona ihany. [1.1]
Voambolana  15  Kilalao

Teny iditra (4/5)16  Dama
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra  18 Dama Robert

Teny iditra (5/5)19  Dama
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  21 fanafohezan' ny anarana Radama. [3.1]
Ohatra  22  Voalohany indrindra, lay iretsy, indro i Dama [2.48]
23  Dama ô, tsy voalohany itsofako rano an' ialahy izao. [2.528]
Voambolana  24  Tantara: olona
Tovy hevitra  25 damalahy, damalahy, damalahy, ilaidama, ilaidama, ilaidama, lahidama, lahidama, lahidama, radama, radama, radama

Fivaditsoratra  26 Adma, 27 dama, Dama, damà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10