|
|
|
|

Teny iditra1  Bidens    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Bidens bipinnata  4 anantsinahilahy, 5 anantsinahy, 6 anatsinahy, 7 ravintsipolitra, 8 trakajea, 9 trakavola, 10 tsipolitra, 11 voatraka
Bidens pilosa  12 anantsinahibavy, 13 anantsinahivavy, 14 anantsinahy, 15 ravintsipolitra, 16 traka, 17 trakandrazana, 18 trakaraza, 19 trakavola, 20 tsipolitra, 21 voatraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30