|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  arabe
Singan-teny  2 araka, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Lalana lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [ara-be] 6 An open space or road through a camp or village, the main road. [1.2]
7 a street, a road [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 rue, avenue [1.8]
9 route [1.13]
Voambolana  10  Toe-karena: fanorenana
Sary 

Teny iditra (2/2)11  arabe    
Sokajin-teny  12  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 arabo. Langue arabe: fiteny arabo. Chiffres arabes: marika arabo [1.4]
14 olona teraky ny Taolatra
15 momba na avy any Arabie. Chiffres arabes: ny tena marika 0, 1, 2, 3, etc. [1.9]

Fivaditsoratra  arabe, 16 barea

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08