|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  andriantany
Singan-teny  2 andriana, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Tany mafy toy ny vato. [1.1]

Teny iditra (2/3)6  Andriantany
Singan-teny  7 andriana, 8 tany
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  10 village situé au sud d'Ambohidratrimo, au confluent de l'Ikopa et de la Mamba. [3.1]
Ohatra  11  maty ny rano navily hankany eny andriantany vao izay mikambana aminy Kiopa [2.48]
Fangi-bolantany  -18.85000+47.43333
Voambolana  12  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (3/3)13  Andriantany
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15 lakandrano mirefy 13 kilometra mba hanamorana ny fikorian'ny rano rehefa tonga ny fotoam-pahavaratra. [4.37#2011/09/27]
Fanazavàna teny frantsay  16 canal de control des crues, qui draine les eaux collinaires de Tananarive et les eaux de la plaine agricole nord. Long de 24 km, il commence à Ankadimbahoaka, suit la voie ferrée jusqu'à Alarobia, et rejoint l'Ikopa à l'ouest de Talatamaty. [3.1]
Voambolana  17  Toe-karena: fanorenana
Teny nalaina  18  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  19 Andriantany, andriantany, 20 antanindray

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10