|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Andrianjafy
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra  3  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)4  Andrianjafy
Singan-teny  5 Andrianjafy
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  7 Andrianjafy l'aîné des quatre fils d'Andriambelomasina et oncle maternel du grand roi Andrianampoinimerina. De son vivant, Andriambelomasina avait nommé Andrianjafy seigneur d'Ilafy, et, avant de mourir, en 1770, le désigna pour lui succéder sur le trône d'Ambohimanga, tout en recommandant qu'Imboasalama (le futur Andrianampoinimerina) règnerait après lui.... [1.11]
Ohatra  8  Ary hoy ny mpanandro fony andrianjafy vao teraka [2.48]
9  Koa raha nahafoy an'andrianjafy izahay, aiza no mba hitokisanao anay? [2.298]
10  Nony resy Andrianjafy dia nandositra izy ka tonga tany Ambodinangavo. [2.508]
Voambolana  11  Tantara: olona
Tovy hevitra  12 andrianjafinandriamanitra, andrianjafinandriamanitra, andrianjafinandriamanitra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09