|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Andrangoloaka |
| Singan-teny | 2 rango, 3 loaka |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
5 Tamy ny Rabodonandrianampoinimerina vao nisy olona nonina dia mianatsimo any andrangoloaka.
[2.48]
6 Setrasetra mba tian-katao ve, hono, sa zafikelin' andrangoloaka ka tsy afaka amin' ny kao-drazana? [1.298] |
| Fangi-bolantany | -19.0333333+47.9166667 |
| Voambolana | 7 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08 |
|