|
|
|
|

Teny iditra1 ankalalahana
Fototeny  2lalaka
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4 [an-kalalahana] an open space
in a spacious place [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 librement [1.13]
Ohatra  6 Afaka miresaka ankalalahana tao amin' ny haino aman-jerim-panjakana izy ireo raha miresaka zavatra mivaingana fa tsy manohitra be fahatany. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08