|
|
|
|

Teny iditra1  Ampitaniankova
Singan-teny  2 hova
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  4  ampitaniankova no anararan' ity havoana ity, satria eo ireny andevo marobe avarina avy any Imerina no mahatazana voalohany ny ranomasina hamarinana azy [2.649#34]
Fangi-bolantany  Ampitaniankova no anararan' ity havoana ity, satria eo ireny andevo marobe avarina avy any Imerina no mahatazana voalohany ny ranomasina hamarinana azy
Voambolana  5  Haitoetany: temdrombohitra, saha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08