|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ambalavelona
Singan-teny  2vala, 3velona
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5(de valavelona : haie vive, clôture) Nom qu'on donne en Imerina aux phénomènes d'adorcisme ou de « possession ». Le nom évoque un piège, une mise en captivité. Il s'agit d'attirer chez un sujet qui sert de médium, l'« esprit » d'un mort plus ou moins célèbre qui s'exprimera par sa bouche. J.-M. Estrade y voit : « le fruit de la suggestion sur des psychologies vulnérables, et sans doute aussi de poison », car certains breuvages absorbés pour susciter ces « possession » ne sont pas anodins ; ils ont des pouvoirs psychotropes.. [1.196]

Teny iditra (2/3)6 ambalavelona
Singan-teny  7vala, 8velona
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10aretina mitovitovy amin' ny kasoa, avy amin' ny ody mahery ataon' olon-dratsy mpisompatra ary mety hahavoa antokon' olona maro miaraka aza, araka ny filazan' ny olona sasany; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahafatesana. [1.1]
Voambolana  11 Fahasalamana

Teny iditra (3/3)12 Ambalavelona
Singan-teny  13vala, 14velona
Sokajin-teny  15 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  16 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  17 ambalavelona, Ambalavelona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06