|
|
|
|

Teny iditra1  Alluaudia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Alluaudia ascendens  4 songo, 5 songo, 6 songobe, 7 sono
Alluaudia comosa  8 somondatraka, 9 somoratsy, 10 sony, 11 vohondroho
Alluaudia dumosa  12 nondroroho, 13 rohondro, 14 rohondroroha
Alluaudia humbertii  15 songombarika, 16 sony
Alluaudia procera  17 fantiolotsy, 18 fantsihoditra, 19 fantsiholitra, 20 fantsiolotra, 21 fantsiolotse

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28