Entrée Alasora (ala, sora)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Explications en malgache Alantsora, ala be sora, no toa hevitry ny anarany (sora: biby toy ny sokina, saingy madinika, misoratra vony mitsoriadriaka). Ery amin-ny Asorotanin' i Antananarivo, atsinanana somary atsimo keliny, i Alasora, tazana tsara mierinerina, manamanana endrika izaitsizy, mavamavana erỳ an-dafin-ny ony Ikopa. Tanàna tena mana-tantara eto amin-ny Nosy i Alasora, tranainy be, efa tao hatramin-ny 400 taona mahery, nalaza talohan-Ambohimanga sy Antananarivo... [1.10]
Explications en français Petit village à 6 km au sud-est de Tananarive, qui fut, d'après la tradition, un des berceaux de la dynastie merina, puisque c'est là que régna, vers 1540, le troisième roi historiquement connu, Andriamanelo ainsi que son fils Ralambo... [1.11]
Exemples 
1Hoy Antananarivo izahay mbola zaza
hoy Alasora izahay mbola kely
ny anaran'ity lambako ity
lamba-malemy-tsy-akopakopaka
[2.131]
2Ary Rafohy niteraka an'Andriamanelo etsy Alasora. [2.48]
3Blanche, blanche l'orchidée au col de la colline d'Alassour!
La pivoine embrase les sentiers sous les feux des couleurs immémoriales.
[2.466]
Vocabulaire 
Analogues  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Proverbes 
Coordonnées -18.95, 47.5666667
Illustrations 

Mis à jour le 2021/10/23