|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  ako
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiverenan' ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra
4 Fiverenana any aoriana: Ao ny tsantan' ny andro taloha sy ny hiran' ny fahazazako no milevina ka tsy mifoha na miverina mba hitondra ako! (J.-J. Rabearivelo) [1.1]
5 tamberim-peo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 an echo; a reverberating sound. [1.2]
7 an echo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 écho [1.8, 1.5, 1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  15  Feo
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5)17  ako
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 inverse [1.13]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  21  Matematika: rafitrisa

Teny iditra (3/5)22  ako
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 impulsion [1.13]
Voambolana  25  Fizìka

Teny iditra (4/5)26  akô
Sokajin-teny  27  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  28 ao [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (5/5)29  ako
Sokajin-teny  30  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  31 tahaka, hoatry [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  akô, ako, 32 koa, 33 oka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13