|
|
|
|

Teny iditra1  Afomarolahy
Singan-teny  2 afo, 3 maro, 4 lahy
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Fanazavàna teny frantsay  6 une composante de l'ethnie Tandroy. [1.354#32]
Ohatra  7  Ny Afomarolahy dia milaza fa avy any Imerina, ny Andriambita avy any Anosy ary ny Antedoho avy any Antsakalava. [2.508]
Voambolana  8  Tantara: firenena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12