|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : tsinombina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Tsinombina anaty katsaka: mivoaka iray, izaho no babany ; mivoaka iray, izaho no rainy. [2.653] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tsinombina anaty katsaka : mivoaka iray ka izaho no dadany, mivoaka koa ny hafa, ka izaho no rainy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|