|
|
|
|

Teny iditra1 mivoaka
Fototeny  2voaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay.
5Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy.
6Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy.
7Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy.
8Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. / Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany. [1.1]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 maivoka, 16 miovaka, 17 mivoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02