|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : tsingentana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manao toy ny tsingentana: Tsingentana : Tsingentana ka Tsy mba ho lasan-ko vantony fotsiny toa tsingentana. [2.558 #4542] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme la "tsingentana" (sauterelle): après avoir mué trois fois elle est encore jeune. [2.165]
Sauterelle tsingentana petite et mince : après trois mues elle est toujours jeune. [2.415 #1594] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des personnes qui restaient toujours un peu enfants. [2.415 #1594] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Kely lava toa tsingentana. [2.415 #1569, 2.558 #1617, 2.653 #1242] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Jeune personne petite et mince comme la sauterelle qu' on nomme tsingentana. [2.415 #1569] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|