| Index |
|
|
| |
Proverbes : tsikalakala
|
|
|
| Proverbe 1 | Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. [2.415 #4103, 1.1]
Aleo very tsikalakalan-karena, toy izay very tsikalakalam-pihavanana. [2.165 #171, 2.653 #114]
|
| Interprétation malgache | Aleo very vola toy izay tapaka fihavanana; nentin' ny Ntaolo hilazana fa ny fihavanana dia zavatra sarobidy miohatra noho ny vola. [1.1]
|
| Traduction française | Il vaut mieux perdre son argent que de perdre les usages et les détails qui maintiennent et fortifient l'union et l' amitié. [2.415 #4103]
Il vaut mieux que ce soit la bourse qui souffre un peu, plutôt que les amitiés. [2.165]
|
|
|
| Proverbe 2 | Ny tsikalakalan-karena manam-pahalaniana, fa ny tsikalakalam-pihavanana tsy manam-pahalaniana. [2.165 #172]
|
| Traduction française | Les petits moyens d' augmenter son avoir ne réussissent pas toujours, tandis que ceux qui servent à fortifier (ou obtenir) l' amitié sont toujours efficaces. [2.165]
|
|
|
| Index |
|
|