|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : trebitrebika | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Ny trebitrebiky ny rano ka re fa ny aomby nihanana tsy hita. [1.147 #N14]
Ny trebitrebiky ñy rano ka reñiko, fa ñy aomby nihanañ' alina tsy hitako. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Ny fikobakobaky ny rano dia reko, fa raha ny omby nita tamin' ny alina, tsy hitako. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|