| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : soamalondona | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Avoko no nasaina nohaniny ka soamalandona no nataony be am-bava.  [2.558 #358] Avoko no nasaina nohaniny ka soamalondona no nataony be am-bava.  [1.1]
 Avoko no nasaina nohaniny, ka soamalondona no nataony be am-bavany. [2.165]
 Avoko no nasaina nohaniny, ka soihalondona no nataony be am-bava.  [2.653 #329]
 | 
| Interprétation malgache | Enti-milaza ny olona izay tsy mitandrina amin' izay ataony.  [1.1] | 
| Traduction française | On lui ordonne de manger de "l' avoko" et c' est de "soamalondona" qu' il se bourre.  [2.165] | 
| Interprétation française | L' "avoko" est une petite légumineuse dont la racine est bonne à manger; le "soamalondona" lui ressemble, mais est vénéneux; on rappelle aussi "tangem-boalavo" - tanguin des rats - parce que ses tubercules sont employés à détruire ces animaux. [2.165] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |