|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 avoko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Voninkazo dia maniry eny an-tanety, mandadina, mavokely ny voniny ary ny vodiny sahala amin' ny vomanga fotsy, sady fihinana koa Ny avoko dia sarin' olona tsotsotra na manetry tena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a small straggling herb, the root of which is eaten in times of scarcity. Vigna angivensis, Baker. Same as kimaotsa (Bets.). [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 nom d'une racine comestible. [Tankarana]
[1.19] 6 (de voko : courbé, cintré, allusion à la forme des fruits). [Merina, Betsileo] Vigna angivensis Baker (Fabaceae). Racine charnue, comestible en cas de disette. Excellent fourrage pour les animaux. Tephrosia lyallii Baker (Fabaceae). Bonne espèce fourragère. [1.196] |
| Ohatra |
7 Nitsimoka koa ny vonin' avoko.
[2.529]
8 Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296] 9 Lazao azy, ry vonin'avoko an-tampon-tanety; [1.282] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: ahitra |
| Tovy hevitra | 11kimaotsa |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 avoko, 15 ovoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|