Index

Proverbes : olan-teny

Proverbe 1Manan-jandry, afaka olan' entana, manan-joky, afaka olan-teny. [1.1]
Manan-joky, afaka olan-teny ; manan-jandry afaka olan’entana. [2.415 #149, 2.974 #14, 1.1]
Manan-joky, afak' olan-teny; manan-jandry afak' olan' entana. [2.165 #1901]
Ny manan-joky, afaka olan-teny; ny manan-jandry, afaka olan' entana. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza fa araka ny fomba nentim-paharazana malagasy, raha miaraka ny zoky sy ny zandry, ny zandry no milonjy ny entana ary ny zoky kosa no mandray ny fitenenana raha misy. [1.1]
Famaritana ny adidin' ny zoky sy ny zandry avy: anjaran' ny zoky ny mandray fitenenana raha misy teny atao, ary an' ny zandry ny mitondra entana raha misy entana entina. [1.1]
Ohabolana mamaritra ny anjaran' ny zoky sy ny zandry tsirairay avy, fa ny zoky misolo vava eo amin' ny resaka atao ary ny zandry mitondra ny entana raha misy dia iarahana. [1.1]
Traduction françaiseAux vieux de porter la parole, aux jeunes de porter les fardeaux. [2.974 #14]
Avoir un frère aîné c' est avoir un avocat, avoir un cadet c' est avoir un porteur de bagages. [2.415 #149]
En un frère aîné on a un porte-paroles, et en un cadet un portefaix. [2.165]
J' ai un aîné, je n' ai pas à prendre la parole ; j' ai un cadet, je n' ai pas à porter les bagages. [2.600]
Interprétation françaiseC' est le cadet qui doit toujours porter les paquets. [2.165]
L' aîné parle pour le cadet et le cadet rend service à l' aîné. qui ne vous aime pas ? lorsque vous entrez, elle croit que c' est pour demander ; lorsque vous sortez, elle croit que c' est pour voler. Se disait des gens soupçonneux et exigeants. [2.415 #149]

Index