| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : mpindrana | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Lamban' Ikaladala: rovi-tsisin' ny mpindrana. [1.1]
Lamba Lamba | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Aoka samy hitandrina ny fananany ka tsy ho morainy na be indrafo loatra ka ny mpindrana indray no hanjakazaka aminy mandra-pahasimbany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|