|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mahafaly | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Amboa nivahiny: tonga tsy mahafaly, lasa tsy mampalahelo. [2.165 #1483]
Amboa nivahiny : tonga tsy nahafaly, lasa tsy nampalahelo. [2.558 #176, 2.653 #129] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Un chien en voyage: son arrivée ne cause pas de joie, ni son départ de regrets. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Ce n' est pas comme lorsqu' il s' agit de personnes, des parents ou amis qui viennent vous voir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|