|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : hasosorana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Masoandro be lohataona, ka tsy manan-kasosorana aman' olona. [2.415 #3122]
Masoandro be lohataona, ka tsy manan-kasosorana amin-kavana. [2.415 #3122] Masoandro be lohataona ka tsy manan-kasosorana amin' olona. [2.558 #144] Masoandro be lohataona: tsy manan-kasoaorana amin' olona. [2.653] Masoandro be lohataona : tsy manan-kasosorana amin' olona. [2.974] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | (C'est comme un) grand soleil de printemps: content de tout et de tous. [2.974 #67]
Soleil du printemps : il apporte du bonheur à tout le monde. [2.415 #3122] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Événement heureux, grand bienfaiteur. [2.415 #3122] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|