Index

Proverbes : harato

Proverbe Aza manao rary harato, mifanakaiky nefa tsy mihaona. [Rinara 1974 #559]
Aza manao rary harato, railahy: mifanakaiky, kanefa tsy mihaona. [Cousins 1871 #491]

Proverbe Rary harato (isika mirahalahy): mihaona ihany, fa tsy mipaka. [Cousins 1871]
Rary harato : mihaona ihany fa tsy mipaka. [Rinara 1974 #3720]

Index