Index

Proverbes : hanoanana

Proverbe Maivana tsy zaka hoatry ny hanoanana. [Veyrières 1913 #2511]
Maivana tsy zaka, ohatra ny hanoanana. [Cousins 1871, Nicol 1935]
Maivan-tsy zaka ohatra ny hanoanana. [Rinara 1974, Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Mahatsiaro ho tsy misy na inona na inona ny kibo ka maivana, nefa tsy zaka kosa satria reraka ny tena; enti-milaza zavatra roa toa mifanohitra, vokatry ny anton-javatra iray ihany. [Rajemisa 1985]
Traduction française C' est un manque de poids bien lourd à porter que la faim. [Veyrières 1913 #2511]
Léger mais insupportable, comme la faim. [Nicol 1935 #365]

Proverbe Ny hanoanana no mahavery lambo. [Veyrières 1913 #2544]
Traduction française C' est la faim qui cause la perte du sanglier. [Veyrières 1913 #2544]
Interprétation française La faim est mauvaise conseillère. [Veyrières 1913 #2544]

Index