Index

Proverbes : hafohezana

Proverbe Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona. [Veyrières 1913]
Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona havarina. [Houlder 1895 #792]
Aza ny hafohezan' ny andro no alaina, fa ny halavan' ny taona heverina. [Veyrières 1913]
Aza ny hajfohezan’ ny andro no alaina, fa ny halavan’ ny taona heverina. [Cousins 1871 #692]
Traduction française Ne considérez pas la brièveté des jours, mais la longueur des années. [Veyrières 1913 #2700]
Ne considérez pas la brièveté des jours, mais pensez à la longueur de l' année,. [Houlder 1895]
Interprétation française Dans l'emploi que vous faites de votre argent. [Houlder 1895]
Le sens est qu' il faut être prévoyant. [Veyrières 1913 #2702]

Index