| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : fotoana | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [2.558 #1199]
Ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [2.558 #3014] | ||||||||||||||||||||
| Proverbe 2 | Raha lava ny tanety misy fisainana, ny fotoana maharitra mahabe hevitra. [2.558 #3596] | ||||||||||||||||||||
| Proverbe 3 | Raha tonga izay fotoana, ka tapaka ny andro, dia iambohoana izao tontolo izao. [2.415 #2916] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Lorsqu' arrive le terme et que le fil des jours est rompu, alors il faut tourner le dos à ce monde. [2.415 #2916] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|