Index

Proverbes : fisafelika

Proverbe 1Ny torovok' amboa maro mpahalala, fa ny hisafelehan' ny rambony no tsy misy mahafantatra. [1.1]
Torovok' amboa maro mahalala, fa ny fisafeliky ny rambony no tsy fantatra. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza fa ny tenin' ny olona mahay mandahatra dia mety hazava ho azy fa ny hevitra miafina fonosiny na ny safeli-teny tiany hatao no tsy fantatra. [1.1]
Ilazana fa misy toetran' olona na toe-javatra iaraha-mahalala izao, fa ny ho fihetsiny na ho vokany any aorianano tsy misy mahafantatra. [1.1]

Index