Index

Proverbes : fahamaro

Proverbe Tsy ny fahamaroan' ny vorona, fa ny kankafotra mahalala taona. [Rinara 1974 #4767]
Tsy ny fahamaron' ny vorona, fa ny kankafotra no famantaran-taona. [Veyrières 1913 #3157, Cousins 1871]
Tsy ny fahamaron' ny vorona, fa ny taontaonkafa no famantaran-taona. [Veyrières 1913 #3157]
Tsy ny fahamaron’ ny vorona, fa ny taotaonkafa no famantaran-taona. [Cousins 1871]
Traduction française Ce n'est pas la multitude des oiseaux mais le kankafotra qui est la marque de la saison. [Verra: Madagascar]
Interprétation française Pas n'importe qui, ni n'importe quoi ; le cri du kankafotra annonce qu' il est temps de travailler les rizières. [Veyrières 1913 #3157]

Proverbe Tsy ny fahamaron' ny olona, fa ny olona iray toa zato. [Veyrières 1913 #1741, Cousins 1871 #3561]
Traduction française Ce n' est pas la multitude, mais un homme qui en vaut cent. [Veyrières 1913 #1741]
Interprétation française Ce n' est pas un homme quelconque. [Veyrières 1913]

Index