Index

Proverbes : bary

Proverbe Malaza ho bary, kanjo maso didy ihany. [Rinara 1974 #1929]
Malaza ho bary, kanjo ny maso didy ihany. [Cousins 1871, Veyrières 1913]
Traduction française Avoir la réputation d' avoir de beaux yeux, bien ouverts et cependant avoir les yeux chassieux. [Veyrières 1913 #1572]
Interprétation française Se disait des gens ne méritant pas leur réputation. [Veyrières 1913 #1572]

Proverbe Ny bary maso tsy tambo hanafatra, ka ny koro sofina indray no hampitamby? [Rinara 1974 #2913]

Proverbe Ny njola no atao mifanaraka, ny mipotsa-maso no lazaina ho bary, dia ny fitiavana azy no betsaka. [Rinara 1974]

Index