|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana misy ny teny hoe : an-driana

Ohabolana 1Ny vola dia rano an-driana : ny lasa dia lasa ihany, ny tonga dia tonga ihany koa. [2.558 #3361]

Fizahan-teny