|
|
|
|
Fikambanana 23 amin' ny teny
angovo
(#1)
Kamban-teny (23)
1
angôvo ara-kalaky
2
angôvo ara-pana
3
angôvo ara-tsimia
4
angôvon' aratra
5
angovon-taratra
6
angôvon-toerana ara-panairana
7
angôvon-toerana ara-pitonena
8
angôvo simika
9
angôvo teraka
10
aratra ateraky ny angôvo ara-pana
11
beangovo
12
elanelana angôvon-toerana
13
elanelana angovon-toerana araka aratra
14
elanelan' angôvon-toerana raha tony
15
fanovana amin' ny alalan' ny angovon-taratra
16
fanovana amin' ny alalan' ny angovo simika
17
mañano angovo
18
mizara angovon' aratra
19
mpanangona angovon' aratra
20
mpandray angovon' aratra
21
mpanisa angovon' aratra
22
tamba-panangonana angovon' aratra