|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  anvo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hery be mila hotafahoatra ny mety [Tanala] [1.78]
4 Teny enti-milaza, amin' ny fizika, ny hery miteraka asa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 énergie [1.13]
Ohatra  6  Indro aroso manaraka eto fanazavana tsotsotra mikasika ny famokarana angovo avy amin' ny rian-drano. [2.445#]
Voambolana  7  Fizìka
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 23 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)9  angôvo
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 matanjaka, mahery [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (3/3)12  angôvo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 fotrin-jaza ratsy fanapahana ka manjary ngezabe amin'ny farany [Betsimisaraka] [1.78]

Fivaditsoratra  angôvo, 15 avongo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09