| 
 | 
|  | The Gospel according to John | Jaona | Joany | L'Évangile selon Saint Jean | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 4.5 | Then cometh he to a city of Samaria>, which is called Sychar, near to the parcel of ground that Jacob> gave to his son Joseph>. | Dia tonga tao an-tanàna anankiray any Samaria Izy, izay atao hoe Sykara, akaikin' ny tany izay nomen' i Jakoba ho an' i Josefa zanany. | ka tonga tany amin' ny tanànan' i Samaria anankiray atao hoe Sikara, akaikin' ny saha nomen' i Jakoba an' i Josefa zanany; | Il arrive donc à une ville de Samarie> appelée Sychar, près de la terre que Jacob> avait donnée à son fils Joseph>. |