Chapitres et versets citant Havila

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 2.11 The name of the first is Pison: that is it which compasseth the whole land of Havilah, where there is gold; Ny anaran' ny voalohany dia Pisona; io no mandeha manodidina ny tany Havila rehetra, izay misy ny volamena; Fisòna no anaran' ny voalohany; io no mandeha manodidina ny tany Hevilaty rehetra, izay misy ny volamena. Le premier s' appelle le Pishôn : il contourne tout le pays de Havila, où il y a l' or;
...............
Gen / Jen 10.7 And the sons of Cush; Seba, and Havilah, and Sabtah, and Raamah, and Sabtechah: and the sons of Raamah; Sheba, and Dedan. Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka; ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. Zanak' i Kosy: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regma: Sabà sy Dadàna. Fils de Kush : Séba, Havila, Sabta, Rama, Sabteka. Fils de Rama : Sheba, Dedân.
...............
Gen / Jen 10.29 And Ophir, and Havilah, and Jobab: all these were the sons of Joktan. sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Joktana. Ofira, Hevilà, ary Jobaba. Ophir, Havila, Yobab; tous ceux-là sont fils de Yoqtân.
...............
Gen / Jen 25.18 And they dwelt from Havilah unto Shur, that is before Egypt, as thou goest toward Assyria: and he died in the presence of all his brethren. Ary ny taranany nonina hatrany Havila ka hatrany Sora, izay tandrifin' i Egypta amin' ny lalana mankany Asyria; nifanandrify tamin' ny rahalahiny rehetra no nitoerany. Ny taranany dia nonina hatrany Hevila ka hatrany Sora, tandrifin' i Ejipta tamin' ny làlana mankany Asiria. Nitatra tandrifin' ny rahalahiny rehetra izy. Il habita depuis Havila jusqu'à Shur, qui est à l' est de l'Égypte, en allant vers l' Assyrie. Il s'était établi à la face de tous ses frères.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 15.7 And Saul smote the Amalekites from Havilah until thou comest to Shur, that is over against Egypt. Ary Saoly namely ny Amalekita hatrany Havila amin' ny lalana mankany Sora izay tandrifin' i Egypta. Noresen' i Saola Amaleka, hatrany Hevilà ka hatrany Sora eo atsinanan' i Ejipta. Saül battit les Amalécites à partir de Havila en direction de Shur, qui est à l' orient de l'Égypte.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.9 And the sons of Cush; Seba, and Havilah, and Sabta, and Raamah, and Sabtecha. And the sons of Raamah; Sheba, and Dedan. Ary ny zanakalahin' i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragama ary Sabteka. Ary ny zanakalahin' i Ragama dia Seba sy Dedana. Zanak' i Kosa: Sabà, Hevilà, Sabatà, Regmà ary Sabatakà. Zanak' i Regmà: Sabà sy Dadàna. Fils de Kush : Séba, Havila, Sabta, Rama, Sabteka. Fils de Rama : Sheba, Dedân.
...............
1Tt / 1Tan 1.23 And Ophir, and Havilah, and Jobab. All these were the sons of Joktan. sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Joktana. Ofira, Hevilà ary Jobaba. Izy rehetra ireo dia zanakalahin' i Jektàna. Ophir, Havila, Yobab; tous ceux-là sont fils de Yoqtân.