Chapitres et versets citant Elizabeta

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 1.5 There was in the days of Herod, the king of Judaea, a certain priest named Zacharias, of the course of Abia: and his wife was of the daughters of Aaron, and her name was Elisabeth. Tamin' ny andron' i Heroda, mpanjakan' i Jodia, nisy mpisorona anankiray atao hoe Zakaria, isan' ny antokon' i Abia; ary ny vadiny dia avy tamin' ny taranak' i Arona, Elizabeta no anarany. Tamin' ny andron' i Heroda mpanjakan' i Jodea, nisy mpisorona anankiray atao hoe Zakaria isan' ny fianakavian' i Abià, ary ny vadiny dia taranak' i Aarona sy natao hoe Elizabeta. Il y eut aux jours d' Hérode, roi de Judée, un prêtre du nom de Zacharie, de la classe d' Abia, et il avait pour femme une descendante d' Aaron, dont le nom était Élisabeth.
...............
Lio / Lk 1.7 And they had no child, because that Elisabeth was barren, and they both were now well stricken in years. Ary tsy nanan-janaka izy, fa momba Elizabeta; ary samy efa antitra izy mivady. Tsy nanan-janaka izy, fa momba Elizabeta, ary efa samy zokiolona izy mivady. Mais ils n' avaient pas d' enfant, parce que Élisabeth était stérile et que tous deux étaient avancés en âge.
...............
Lio / Lk 1.13 But the angel said unto him, Fear not, Zacharias: for thy prayer is heard; and thy wife Elisabeth shall bear thee a son, and thou shalt call his name John. Fa hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Zakaria; fa efa nohenoina ny fangatahanao, ka Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy aminao, ary Jaona no hataonao anarany. Fa hoy ny anjely taminy: Aza matahotra, ry Zakaria, fa efa nohenoina ny fangatahanao, ka Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy aminao, ary Joany no hataonao anarany: Mais l' ange lui dit : " Sois sans crainte, Zacharie, car ta supplication a été exaucée ; ta femme Élisabeth t' enfantera un fils, et tu l' appelleras du nom de Jean.
...............
Lio / Lk 1.24 And after those days his wife Elisabeth conceived, and hid herself five months, saying, Ary taorian' izany andro izany dia nitoe-jaza Elizabeta vadiny, dia niery dimy volana izy ka nanao hoe: Ary taorian' izany andro izany dia nitoe-jaza Elizabeta vadiny, ary niery dimy volana ka nanao hoe: Quelque temps après, sa femme Élisabeth conçut, et elle se tenait cachée cinq mois durant.
...............
Lio / Lk 1.36 And, behold, thy cousin Elisabeth, she hath also conceived a son in her old age: and this is the sixth month with her, who was called barren. Ary, indro, Elizabeta havanao dia efa mitoe-jaza koa, na dia efa antitra aza; ary efa mandray enina izy izao, izay natao hoe momba. Ary indro, Elizabeta rahavavinao dia efa mitoe-jaza koa na dia efa antitra aza, ary efa mandray enina izy izao ilay natao hoe momba, Et voici qu'Élisabeth, ta parente, vient, elle aussi, de concevoir un fils dans sa vieillesse, et elle en est à son sixième mois, elle qu' on appelait la stérile ;
...............
Lio / Lk 1.40 And entered into the house of Zacharias, and saluted Elisabeth. ary niditra tao an-tranon' i Zakaria izy ka niarahaba an' i Elizabeta. ary niditra tao an-tranon' i Zakaria ka niarahaba an' i Elizabeta. Elle entra chez Zacharie et salua Élisabeth.
Lio / Lk 1.41 And it came to pass, that, when Elisabeth heard the salutation of Mary, the babe leaped in her womb; and Elisabeth was filled with the Holy Ghost: Ary rehefa ren' i Elizabeta ny fiarahaban' i Maria, dia nibitaka ny zaza tao an-kibony; ary nofenoina ny Fanahy Masina Elizabeta, Nony vao ren' i Elizabeta ny fiarahaban' i Maria azy, dia nientana ny zaza tao an-kibony, ary feno ny Fanahy Masina Elizabeta, Et il advint, dès qu'Élisabeth eut entendu la salutation de Marie, que l' enfant tressaillit dans son sein et Élisabeth fut remplie d' Esprit Saint.
...............
Lio / Lk 1.56 And Mary abode with her about three months, and returned to her own house. Ary Maria nitoetra teo amin' i Elizabeta tokony ho telo volana vao nody tany an-tranony. Nitoetra tokony ho telo volana tao amin' i Elizabeta Maria vao nody tany an-tranony. Marie demeura avec elle environ trois mois, puis elle s' en retourna chez elle.
Lio / Lk 1.57 Now Elisabeth' s full time came that she should be delivered; and she brought forth a son. Ary tonga ny andro hahaveloman' i Elizabeta, dia niteraka zazalahy izy. Ary nony tonga ny andro hiterahan' i Elizabeta dia tera-dahy izy. Quant à Élisabeth, le temps fut accompli où elle devait enfanter, et elle mit au monde un fils.