|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 maria |
| Fototeny | 2 ria |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ilazana ny toetran' ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin' ny rano maria ny lakana ka mandeha tsy voizina akory
[1.1] 5 mahery sy lalina tsy azo itana [2.285#217] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to flow swiftly; swifty-flowing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 couler rapidement
[1.8] |
| Ohatra |
8 voahirana an-drano maria!
[2.5]
9 ireny dia tsy an-kasoavana tsy an-karatsiana tsy an ony tsy an-drano maria [2.131] 10 Tsy mifidy hasiana, mazàna mamono, Ary tsy azo tohaina fa rano maria! [1.240#] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how maria |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 16 maria |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau.
[1.19] |
| Voambolana | 19 Haibiby: vorona |
| Tsipelina hafa | 20 mariha |
| Teny iditra (3/4) | 21 Maria |
| Fototeny | 22 ria |
| Singan-teny | 23 ria |
| Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 25 Haitoetany: tanàna |
| Teny iditra (4/4) | 26 Maria |
| Sokajin-teny | 27 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 1. Maria, Miriama, mpaminany vavy, anabavin'i Aarona
29 2. Maria, renin'i Jesosy 30 3. Maria, vadin' i Klopa 31 4. Maria, anabavin' i Lazarosy 32 5. Maria Magdalene 33 6. Maria, renin' i Marka 34 7. Maria, isan'ny Kristiana tao Roma [2.996] |
| Fanazavàna teny anglisy |
35 1. Miriam, the sister of Aaron
36 2. Mary, mother of Jesus 37 3. Maria, wife of Cleophas 38 4. Mary, sister of Lazarus 39 5. Maria Magdalene 40 6. Maria, mother of Mark 41 7. Maria, an early Christian from Rome [2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
42 1. Miryam, soeur d'Aaron
43 2. Marie, mère de Jésus 44 3. Marie, épouse de Clopas 45 4. Marie, soeur de Lazare 46 5. Marie Magdalène 47 6. Maria, mère de Marc 48 7. Marie, chrétienne de Rome [2.996] |
| Voambolana | 49 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 50 Toko sy andininy momba Maria |
| Lahatsoratra | 51 Randzavola: Maria ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 52 aramy, 53 Arima, 54 maray, maria, Maria, 55 miara, 56 Ramia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23 |
|