| 
 | 
|  | The Gospel according to Matthew | Matio | Matio | L'Évangile selon Saint Matthieu | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 2.23 | And he came and dwelt in a city called Nazareth: that it might be fulfilled which was spoken by the prophets, He shall be called a Nazarene>. | Ary nony tonga tany izy, dia nonina tao amin' ny tanàna atao hoe Nazareta, mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hatao hoe Nazarena Izy. | Ary nony tonga tany izy, dia nonina tao amin' ny tanàna atao hoe Nazareta, mba ho tanteraka ilay tenin' ny mpaminany hoe: Fa hatao hoe Nazareta izy. | et vint s'établir dans une ville appelée Nazareth ; pour que s' accomplît l' oracle des prophètes : Il sera appelé Nazaréen>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 4.13 | And leaving Nazareth, he came and dwelt in Capernaum>, which is upon the sea coast, in the borders of Zabulon> and Nephthalim>: | Ary nony niala tany Nazareta Izy, dia nankany Kapernaomy, izay ao amoron-dranomasina, ao amin' ny zara-tanin' ny Zebolona sy ny Naftaly, ka nonina tao Izy, | ka nony niala tany Nazareta dia tonga tao Kafarnaoma, tanàna amoron-dranomasina ao amin' ny sisin-tanin' i Zabolona sy Neftalì ka nonina tao, | et, laissant Nazara>, vint s'établir à Capharnaüm>, au bord de la mer, sur les confins de Zabulon> et de Nephtali>, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 21.11 | And the multitude said, This is Jesus> the prophet of Nazareth of Galilee>. | Ary ny vahoaka nilaza hoe: Izao no Jesosy mpaminany Izay avy any Nazareta any Galilia. | Ary ny vahoaka nilaza hoe: Izy no Jeso mpaminany, avy any Nazareta any Galilea. | et les foules disaient : " C' est le prophète Jésus>, de Nazareth en Galilée>. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mat / Mt 26.71 | And when he was gone out into the porch, another maid saw him, and said unto them that were there, This fellow was also with Jesus> of Nazareth. | Ary nony niala ho eo am-bavahady izy, dia nahita azy ny ankizivavy anankiray koa ka nilaza tamin' izay teo hoe: Ity koa nomba an' i Jesosy avy any Nazareta. | Dia nankeo am-bavahady izy, ndeha hitsoaka, fa hitan' ny ankizivavy anankiray hafa koa, ka nolazainy tamin' ny olona teo hoe: Ity koa naman' i Jeso Nazareana; | Comme il s'était retiré vers le porche, une autre le vit et dit à ceux qui étaient là : " Celui-là était avec Jésus> le Nazaréen>. " | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Mark | Marka | MarbibleData.01.016.srcka | L'Évangile selon Saint Marc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 1.9 | And it came to pass in those days, that Jesus> came from Nazareth of Galilee>, and was baptized of John> in Jordan>. | Ary tamin' izany andro izany dia tonga avy tany Nazareta any Galilia Jesosy ka nataon' i Jaona batisa tao Jordana. | Ary tamin' izany andro izany, dia tonga avy any Nazareta tanànan' i Galilea Jeso, ka nataon' i Joany batemy tao Jordany. | Et il advint qu' en ces jours-là Jésus> vint de Nazareth de Galilée>, et il fut baptisé dans le Jourdain> par Jean>. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 1.24 | Saying, Let us alone; what have we to do with thee, thou Jesus> of Nazareth? art thou come to destroy us? I know thee who thou art, the Holy One of God>. | ka nanao hoe: Moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Jesosy avy any Nazareta? Avy handringana anay va Hianao? Fantatro fa Ilay Masin' Andriamanitra Hianao. | nanao hoe: Mifampaninona izahay sy hianao ry Jeso avy any Nazareta? Tonga hampahita loza anay va hianao? Fantatro raha hianao, dia ilay masin' Andriamanitra. | en disant : " Que nous veux-tu, Jésus> le Nazaréen> ? Es-tu venu pour nous perdre ? Je sais qui tu es : le Saint de Dieu>. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 10.47 | And when he heard that it was Jesus> of Nazareth, he began to cry out, and say, Jesus>, thou son of David>, have mercy on me. | Ary nony reny fa, injay! Jesosy avy any Nazareta, dia niantso izy ka nanao hoe: Ry Jesosy, Zanak' i Davida ô, mamindrà fo amiko! | Nony reny fa hoe Jeso Nazareana izay, dia rafitra niantso izy nanao hoe: Ry Jeso Zanak' i Davida ô, mamindrà fo amiko. | Quand il apprit que c'était Jésus> le Nazaréen>, il se mit à crier : " Fils de David>, Jésus>, aie pitié de moi ! " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 14.67 | And when she saw Peter> warming himself, she looked upon him, and said, And thou also wast with Jesus> of Nazareth. | ary nony nahita an' i Petera namindro izy, dia nijery azy ka nanao hoe: Hianao koa nomba an' i Jesosy avy any Nazareta. | Nony nahita an' i Piera namindro izy, dia nijery azy, ka nanao taminy hoe: Hianao koa naman' i Jeso Nazareana. | Voyant Pierre> qui se chauffait, elle le dévisagea et dit : " Toi aussi, tu étais avec le Nazaréen> Jésus>. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Mar / Mk 16.6 | And he saith unto them, Be not affrighted: Ye seek Jesus> of Nazareth, which was crucified: he is risen; he is not here: behold the place where they laid him. | Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza talanjona; mitady an' i Jesosy avy any Nazareta, Izay nohomboana tamin' ny hazo fijaliana, ianareo; efa nitsangana Izy; tsy ato Izy; jereo fa teo no nametrahany Azy. | Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza matahotra hianareo; mitady an' i Jeso Nazareana ilay nofantsihana tamin' ny hazo fijaliana hianareo; efa nitsangana tamin' ny maty izy, ka tsy eto; teo no nametrahany azy. | Mais il leur dit : " Ne vous effrayez pas. C' est Jésus> le Nazaréen> que vous cherchez, le Crucifié> : il est ressuscité, il n' est pas ici. Voici le lieu où on l' avait mis. | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to Luke | Lioka | Lioka | L'Évangile selon Saint Luc | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 1.26 | And in the sixth month the angel Gabriel> was sent from God> unto a city of Galilee>, named Nazareth, | Ary tamin' ny fahenim-bolana dia nirahin' Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any Galilia atao hoe Nazareta, | Ary rahefa nandray enina izy, dia nirahin' Andriamanitra ny anjely Gabriely ho any amin' ny tanàna anankiray any Galilea atao hoe Nazareta, | Le sixième mois, l' ange Gabriel> fut envoyé par Dieu> dans une ville de Galilée>, du nom de Nazareth, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 2.4 | And Joseph> also went up from Galilee>, out of the city of Nazareth, into Judaea>, unto the city of David>, which is called Bethlehem>; (because he was of the house and lineage of David>:) | Ary Josefa koa niakatra avy tany Galilia, dia avy tao an-tanàna Nazareta, hankany Jodia, ho ao an-tanànan' i Davida, iza atao hoe Betlehema (satria avy tamin' ny taranak' i Davida sy ny mpianakaviny), | Ary Josefa koa niakatra avy tany Galilea avy tao an-tanàna Nazareta hankany Jodea ho ao an-tanànan' i Davida atao hoe Betlehema, fa taranaka sy fianakavian' i Davida izy, | Joseph> aussi monta de Galilée>, de la ville de Nazareth, en Judée>, à la ville de David>, qui s' appelle Bethléem> - parce qu' il était de la maison et de la lignée de David> - | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 2.39 | And when they had performed all things according to the law of the Lord>, they returned into Galilee>, to their own city Nazareth. | Ary rehefa vitany ny zavatra rehetra araka ny lalàn' ny Tompo, dia niverina tany Galilia izy, dia tao Nazareta tanànany. | Ary nony tanterak' izy ireo ny zavatra rehetra araka ny Lalàn' ny Tompo, dia nody tany Galilea tao Nazareta tanànany izy. | Et quand ils eurent accompli tout ce qui était conforme à la Loi du Seigneur, ils retournèrent en Galilée>, à Nazareth, leur ville. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 2.51 | And he went down with them, and came to Nazareth, and was subject unto them: but his mother kept all these sayings in her heart. | Ary niara-nidina taminy nankany Nazareta Izy ka nanoa azy. Ary ny reniny nitahiry izany teny rehetra izany tao am-pony. | Dia niara-nidina taminy nankany Nazareta izy, ary dia nanaiky azy; fa reniny kosa nandinika tsara izany zavatra rehetra izany tao am-pony. | Il redescendit alors avec eux et revint à Nazareth ; et il leur était soumis. Et sa mère gardait fidèlement toutes ces choses en son coeur. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 4.16 | And he came to Nazareth, where he had been brought up: and, as his custom was, he went into the synagogue on the sabbath day, and stood up for to read. | Dia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy Izy; ary araka ny fanaony dia niditra tao amin' ny synagoga tamin' ny andro Sabata Izy ka nitsangana hamaky teny. | Nony tonga tany Nazareta tanàna nahabe azy izy, dia niditra tao amin' ny sinagoga araka ny fanaony tamin' ny andro sabata, ary nitsangana hanao ny famakian-teny. | Il vint à Nazara> où il avait été élevé, entra, selon sa coutume le jour du sabbat, dans la synagogue, et se leva pour faire la lecture. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 4.34 | Saying, Let us alone; what have we to do with thee, thou Jesus> of Nazareth? art thou come to destroy us? I know thee who thou art; the Holy One of God>. | ka nanao hoe: Indrisy! moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Jesosy avy any Nazareta? avy handringana anay va Hianao? Fantatro fa Ilay Masin' Andriamanitra Hianao. | nanao hoe: Aoka re, fa mifandraharaha inona aminao izahay, ry Jeso avy any Nazareta ô? Tonga handringana anay va hianao? Fantatro raha hianao, dia ilay Masin' Andriamanitra. | " Ah ! que nous veux-tu, Jésus> le Nazaréen> ? Es-tu venu pour nous perdre ? Je sais qui tu es : le Saint de Dieu>. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 18.37 | And they told him, that Jesus> of Nazareth passeth by. | Ary hoy ny olona taminy: Jesosy avy any Nazareta no mandalo. | ka nilazana fa Jeso avy any Nazareta no nandalo. | On lui annonça que c'était Jésus> le Nazaréen> qui passait. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Lio / Lk 24.19 | And he said unto them, What things? And they said unto him, Concerning Jesus> of Nazareth, which was a prophet mighty in deed and word before God> and all the people: | Fa hoy Izy taminy: Zavatra manao ahoana moa izany? Ary hoy izy roa lahy taminy: Ny amin' i Jesosy avy any Nazareta, mpaminany mahery tamin' ny asa sy ny teny teo anatrehan' Andriamanitra sy ny vahoaka rehetra, | Fa hoy izy tamin' ireo: Zavatra inona moa izany? Dia hoy ireo: Ny amin' i Jeso avy any Nazareta, izay Mpaminany mahery tamin' ny asany sy ny teniny teo anatrehan' Andriamanitra sy ny vahoaka rehetra, | " Quoi donc ? " leur dit-il. Ils lui dirent : " Ce qui concerne Jésus> le Nazaréen>, qui s' est montré un prophète puissant en oeuvres et en paroles devant Dieu> et devant tout le peuple, | 
| 
 | 
|  | The Gospel according to John | Jaona | Joany | L'Évangile selon Saint Jean | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 1.45 | Philip> findeth Nathanael>, and saith unto him, We have found him, of whom Moses> in the law, and the prophets, did write, Jesus> of Nazareth, the son of Joseph>. | Filipo kosa nahita an' i Natanaela ka nanao taminy hoe: Efa hitanay Ilay nosoratan' i Mosesy tao amin' ny lalàna, sy nosoratan' ny mpaminany, dia Jesosy, zanak' i Josefa, avy any Nazareta. | Filipo kosa nifanena tamin' i Natanaely ka nanao taminy hoe: Efa hitanay ilay voalazan' i Moizy tao amin' ny Lalàna, sy nambaran' ny mpaminany, dia Jeso zanak' i Josefa avy any Nazareta. | Philippe> rencontre Nathanaèl> et lui dit : " Celui dont Moïse> a écrit dans la Loi, ainsi que les prophètes, nous l' avons trouvé : Jésus>, le fils de Joseph>, de Nazareth. " | 
| Jao / Jo 1.46 | And Nathanael> said unto him, Can there any good thing come out of Nazareth? Philip> saith unto him, Come and see. | Ary hoy Natanaela taminy: Moa mba misy zava-tsoa va avy any Nazareta? Dia hoy Filipo taminy: Andeha hizaha. | Ka hoy Natanaely taminy: Moa mba mety hisy zava-tsoa va avy any Nazareta? Dia hoy Filipo taminy: Avia, ary zahao. | Nathanaèl> lui dit : " De Nazareth, peut-il sortir quelque chose de bon ? " Philippe> lui dit : " Viens et vois. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 18.5 | They answered him, Jesus> of Nazareth. Jesus> saith unto them, I am he. And Judas> also, which betrayed him, stood with them. | Ary ireo namaly Azy hoe: Jesosy avy any Nazareta. Hoy Jesosy taminy: Izaho no Izy. Ary teo koa Jodasy, ilay namadika Azy. | Dia hoy ny navalin' izy ireo azy: Jeso avy any Nazareta. Ka hoy Jeso taminy: Izaho no izy. Eo koa izany Jodasy ilay namadika azy. | Ils lui répondirent : " Jésus> le Nazaréen>. " Il leur dit : " C' est moi. " Or Judas>, qui le livrait, se tenait là, lui aussi, avec eux. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 18.7 | Then asked he them again, Whom seek ye? And they said, Jesus> of Nazareth. | Ary Jesosy nanontany azy indray hoe: Iza moa no tadiavinareo? Dia hoy izy: Jesosy avy any Nazareta. | Fa nanontany azy indray Jeso nanao hoe: Iza no tadiavinareo? Dia hoy izy ireo: Jeso avy any Nazareta. | De nouveau il leur demanda : " Qui cherchez-vous ? " Ils dirent : " Jésus> le Nazaréen>. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Jao / Jo 19.19 | And Pilate> wrote a title, and put it on the cross. And the writing was Jesus> of Nazareth the king of the Jews>. | Ary Pilato nanoratra anarana, ka napetany teo amin' ny hazo fijaliana. Ary izao no voasoratra: Jesosy avy any Nazareta, mpanjakan' ny Jiosy. | Ary nanao soratra Pilaty napetany teo an-dohan' ny hazo fijaliana, ka izao no vakiny: Jeso avy any Nazareta mpanjakan' ny Jody. | Pilate> rédigea aussi un écriteau> et le fit placer sur la croix. Il y était écrit : " Jésus> le Nazaréen>, le roi des Juifs> ". | 
| 
 | 
|  | The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 2.22 | Ye men of Israel>, hear these words; Jesus> of Nazareth, a man approved of God> among you by miracles and wonders and signs, which God> did by him in the midst of you, as ye yourselves also know: | Ry lehilahy Isiraely, mihainoa izao teny izao: Jesosy avy any Nazareta, lehilahy nasehon' Andriamanitra teo aminareo tamin' ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana izay nampanaovin' Andriamanitra Azy teo aminareo, tahaka ny fantatrareo ihany, | Ry lehilahy Israelita, henoy izao teny izao: Jeso avy any Nazareta, Lehilahy nankatoavin' Andriamanitra teo imasonareo tamin' ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana nampanaoviny azy teo aminareo, araka ny fantatry ny tenanareo, | " Hommes d' Israël>, écoutez> ces paroles. Jésus> le Nazaréen>, cet homme que Dieu> a accrédité auprès de vous par les miracles, prodiges et signes qu' il a opérés par lui au milieu de vous, ainsi que vous le savez vous-mêmes, | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 3.6 | Then Peter> said, Silver and gold have I none; but such as I have give I thee: In the name of Jesus> Christ> of Nazareth rise up and walk. | Fa hoy Petera: Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako no omeko anao: Amin' ny anaran' i Jesosy Kristy avy any Nazareta, mitsangantsangàna. | Fa hoy Piera: Tsy manam-bolafotsy na volamena aho; fa izay ananako no omeko anao: Amin' ny anaran' i Jeso-Kristy avy any Nazareta, mamindrà. | Mais Pierre> dit : " De l' argent et de l' or, je n' en ai pas, mais ce que j' ai, je te le donne : au nom de Jésus> Christ> le Nazaréen>, marche ! " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 4.10 | Be it known unto you all, and to all the people of Israel>, that by the name of Jesus> Christ> of Nazareth, whom ye crucified, whom God> raised from the dead, even by him doth this man stand here before you whole. | dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny olona Isiraely rehetra fa ny anaran' i Jesosy Kristy avy any Nazareta, Izay nohomboanareo tamin' ny hazo fijaliana, fa natsangan' Andriamanitra tamin' ny maty kosa, dia Izy no itsanganan' io lehilahy io finaritra eto imasonareo. | dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny vahoaka Israely rehetra fa ny anaran' i Jeso-Kristy avy any Nazareta, izay nofantsihanareo tamin' ny hazo fijaliana, fa natsangan' Andriamanitra tamin' ny maty, no nahasitrana io lehilahy mitsangana eto imasonareo io. | sachez-le bien, vous tous, ainsi que tout le peuple d' Israël> : c' est par le nom de Jésus> Christ> le Nazaréen>, celui que vous, vous avez crucifié, et que Dieu> a ressuscité des morts, c' est par son nom et par nul autre que cet homme se présente guéri devant vous. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 6.14 | For we have heard him say, that this Jesus> of Nazareth shall destroy this place, and shall change the customs which Moses> delivered us. | Fa efa renay izy nilaza fa ilay Jesosy avy any Nazareta dia handrava ity fitoerana ity sy hanova ny fomba izay natolotr' i Mosesy antsika. | Efa renay nilaza izy fa ilay Jeso avy any Nazareta, hono, dia handrava ity fitoerana ity, sy hanova ny fanao nomen' i Moizy antsika. | Nous l' avons entendu dire que Jésus>, ce Nazaréen>, détruira ce Lieu-ci> et changera les usages que Moïse> nous a légués. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 10.37 | That word, I say, ye know, which was published throughout all Judaea>, and began from Galilee>, after the baptism which John> preached; | dia ilay teny natomboka hatrany Galilia ka notorina tany Jodia rehetra teo aorian' ny batisa izay notorin' i Jaona, dia ny amin' i Jesosy avy any Nazareta, | Fantatrareo ny zavatra tanteraka eran' i Jodea manontolo, nanomboka tany Galilea taorian' ny batemy notorin' i Joany: | Vous savez ce qui s' est passé dans toute la Judée> : Jésus> de Nazareth, ses débuts en Galilée>, après le baptême proclamé par Jean> ; | 
| Asa 10.38 | How God> anointed Jesus> of Nazareth with the Holy Ghost> and with power: who went about doing good, and healing all that were oppressed of the devil; for God> was with him. | Izay nohosoran' Andriamanitra tamin' ny Fanahy Masina sy ny hery sady nandehandeha nanao soa sy nahasitrana izay rehetra azon' ny herin' ny devoly, satria Andriamanitra nomba Azy. | dia ny amin' i Jeso avy any Nazareta, izay nohosoran' Andriamanitra tamin' ny Fanahy Masina sy ny heriny, ka nandeha nanao soa hatraiza hatraiza, nahasitrana izay rehetra azon' ny demony, satria nomba azy Andriamanitra. | comment Dieu> l' a oint de l' Esprit Saint et de puissance, lui qui a passé en faisant le bien et en guérissant tous ceux qui étaient tombés au pouvoir du diable ; car Dieu> était avec lui. | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 22.8 | And I answered, Who art thou, Lord>? And he said unto me, I am Jesus> of Nazareth, whom thou persecutest. | Ary izaho namaly hoe: Iza moa Hianao, Tompoko? Dia hoy Izy tamiko: Izaho no Jesosy avy any Nazareta, Izay enjehinao. | Dia namaly aho nanao hoe: Iza moa hianao, Tompoko? Ary hoy izy tamiko: izaho no Jeso avy any Nazareta izay enjehinao. | Je répondis : "Qui es-tu, Seigneur ?" Il me dit alors : "Je suis Jésus> le Nazaréen>, que tu persécutes. " | 
| ... | ... | ... | ... | ... | 
| Asa 26.9 | I verily thought with myself, that I ought to do many things contrary to the name of Jesus> of Nazareth. | Ary izaho efa nihevitra tao am-poko tokoa fa tsy mety raha tsy manao zavatra maro hanohitra ny anaran' i Jesosy avy any Nazareta, | Ary na izaho koa aza, dia efa nihevitra fa tsy maintsy manao izay tratry ny aiko aho hanohitra ny anaran' i Jeso avy any Nazareta, | " Pour moi donc, j' avais estimé devoir employer tous les moyens pour combattre le nom de Jésus> le Nazaréen>. |