Chapitres et versets citant Filipo

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
1M 1.1 Aleksandra, zanakalahin' i Filipo, Masedoniana, avy amin' ny tanin' i Setima, rahefa naharesy an' i Dariosa, mpanjakan' ny Persa sy ny Meda, sy tonga mpanjaka nisolo azy, ary efa nanjaka tamin' i Gresa, aloha, Après qu' Alexandre, fils de Philippe, Macédonien sorti du pays de Chettiim, eut battu Darius, roi des Perses et des Mèdes, et fut devenu roi à sa place en commençant par l' Hellade,
...............
1M 6.2 manan-tempoly be zava-tsarobidy, misy fiadiana navelan' i Aleksandra, zanak' i Filipo, mpanjakan' i Masedoana, ilay nanjaka voalohany tamin' ny Greka, avec un temple très riche renfermant des pièces d' armure en or, des cuirasses et des armes qu' y avait laissées Alexandre, fils de Philippe, roi de Macédoine, qui régna le premier sur les Grecs.
...............
1M 6.14 Dia niantso an' i Filipo, anankiray amin' ireo sakaizany izy, ka nanendry azy hitondra ny fanjakany manontolo. Il fit appeler Philippe, un de ses amis, et l'établit sur tout le royaume.
...............
1M 6.55 Tamin' izany Filipo, ilay notendren' i Antiokosa mpanjaka, fony izy mbola velona, hanabe sy hampanjaka an' i Antiokosa zanany, Philippe, que le roi Antiochus avait de son vivant choisi pour élever Antiochus, son fils, en vue du trône,
...............
1M 6.63 Izay izy dia niainga maika dia maika hiverina ho any Antiokia, izay nahitany an' i Filipo, efa tonga tompon' ny tanàna, ka niady taminy izy, dia azony ny tanàna. Puis il partit en toute hâte et retourna à Antioche où il trouva Philippe maître de la ville. Il lui livra bataille et s' empara de la ville par la force.
...............
1M 8.5 Resiny an' ady avokoa Filipo sy Persea mpanjakan' ny Seteana mbamin' izay nandray fiadiana hamely azy, ka nampanekeny azy. enfin ils avaient abattu par les armes Philippe, Persée, roi des Kitiens, et les autres qui s'étaient levés contre eux, et ils les avaient soumis.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 5.22 Nametraka mpanao raharaha hampahory ny vahoaka izy, dia tao Jerosalema, Filipo avy any Frizia, masiaka noho ilay nametraka azy; Mais il laissa des préposés pour faire du mal à la nation; à Jérusalem, Philippe, Phrygien de race, de caractère plus barbare encore que celui qui l' avait institué;
...............
2M 6.11 Nisy koa niara-nankany amin' ny zohy akaiky, hankalaza an-tsokosoko ny andro sabata, fa voampanga tamin' i Filipo, ka nodorana tao, tsy sahy niaro tena akory, noho ny fanajana ny fahamasinan' izany andro izany. D' autres s'étaient rendus ensemble dans des cavernes voisines pour y célébrer en cachette le septième jour. Dénoncés à Philippe, ils furent brûlés ensemble, se gardant bien de se défendre eux-mêmes par respect pour la sainteté du jour.
...............
2M 8.8 Tsy ela dia hitan' i Filipo, ny fandrosoan' ity lehilahy mbamin' ny fandresena miha-matetika azony, ka nanoratra izy ho any amin' i Ptolemea, komandin' ny miaramilan' i Sele-Siria sy Fenisia, mba hamonjy ny mpanjaka amin' ny raharahany. Voyant cet homme s' affirmer peu à peu et remporter des succès de plus en plus fréquents, Philippe écrivit à Ptolémée, stratège de Coelé-Syrie et Phénicie, de venir au secours des affaires du roi.
...............
2M 9.29 Filipo namany fahazaza, no nampitondra ny vatany, saingy natahotra an' i Antiokosa tanora ka nihataka nankany Ejipta, amin' i Ptolemea Filometora. Philippe, son familier, ramena son corps, mais, craignant le fils d' Antiochus, il se retira en Egypte auprès de Ptolémée Philométor.
...............
2M 13.23 namely ny mpiadin' i Jodasa izy fa resy. Nandre anefa izy fa nikomy any Antiokia, Filipo ilay navelan' i Epifana ho lohan' ny raharaha, ka niraviravy tànana izy; nomeny teny soa ny Jody, nekeny sy nianianany ny famarafaram-panekena ara-drariny rehetra, nihavana sy nanatitra sorona izy, nohajainy ny tempoly, noraharahainy tamin-kalemem-panahy ny fitoerana masina, attaqua Judas et ses hommes et eut le dessous. Il apprit que Philippe, laissé à la tête des affaires, avait fait un coup de tête à Antioche. Bouleversé, il donna aux Juifs de bonnes paroles, vint à composition, jura de garder avec eux toutes les conditions justes. Après cette réconciliation, il offrit un sacrifice, honora le Temple et fut généreux envers le lieu saint.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 10.3 Philip, and Bartholomew; Thomas, and Matthew the publican; James the son of Alphaeus, and Lebbaeus, whose surname was Thaddaeus; Filipo sy Bartolomeo; Tomasy sy Matio mpamory hetra; Jakoba, zanak' i Alfeo, Jakoba zanak' i Zebede sy Joany rahalahiny, Filipo sy Bartelemy, Tomà sy Matio ilay poblikàna, Jakoba zanak' i Alfe sy Tade, Philippe et Barthélemy ; Thomas et Matthieu le publicain ; Jacques, le fils d' Alphée, et Thaddée ;
...............
Mat / Mt 14.3 For Herod had laid hold on John, and bound him, and put him in prison for Herodias' sake, his brother Philip' s wife. Fa Heroda efa nisambotra an' i Jaona, dia namatotra azy ka nanao azy tao an-tranomaizina, noho ny tamin' i Herodiasy, vadin' i Filipo rahalahiny. Fa Heroda efa nampisambotra an' i Joany, ka nanagadra sy nanao azy an-tranomaizina, noho ny amin' i Herodiada vadin' i Filipo rahalahiny. C' est qu' en effet Hérode avait fait arrêter, enchaîner et emprisonner Jean, à cause d' Hérodiade, la femme de Philippe son frère.
...............
Mat / Mt 16.13 When Jesus came into the coasts of Caesarea Philippi, he asked his disciples, saying, Whom do men say that I the Son of man am? Ary rehefa tonga tany amin' ny faritanin' i Kaisaria-filipo Jesosy, dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao hoe: Ataon' ny olona ho iza moa ny Zanak' olona? Ary nony tonga tany amin' ny faritany atao hoe: Sezarean' i Filipo Jeso, dia nanontany ny mpianany hoe: Ataon' ny olona ho iza moa ny Zanak' olona? Arrivé dans la région de Césarée de Philippe, Jésus posa à ses disciples cette question : " Au dire des gens, qu' est le Fils de l' homme ? "

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 3.18 And Andrew, and Philip, and Bartholomew, and Matthew, and Thomas, and James the son of Alphaeus, and Thaddaeus, and Simon the Canaanite, ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Andre, sy Filipo, sy Bartelemy, sy Matio, sy Tomà, sy Jakoba zanak' i Alfe, sy Tade, sy Simona Zeloty, puis André, Philippe, Barthélemy, Matthieu, Thomas, Jacques, le fils d' Alphée, Thaddée, Simon le Zélé,
...............
Mar / Mk 6.17 For Herod himself had sent forth and laid hold upon John, and bound him in prison for Herodias' sake, his brother Philip' s wife: for he had married her. Fa Heroda ihany no naniraka sy nisambotra an' i Jaona ka namatotra azy tao an-tranomaizina noho ny amin' i Herodiasy vadin' i Filipo rahalahiny; fa nanambady azy izy. Fa Heroda io ihany no naniraka hisambotra sy hamatotra an' i Joany tany an-tranomaizina, noho ny amin' i Herodiada vadin' i Filipo rahalahiny izay nalainy ho vady. En effet, c'était lui Hérode qui avait envoyé arrêter Jean et l' enchaîner en prison, à cause d' Hérodiade, la femme de Philippe son frère qu' il avait épousée.
...............
Mar / Mk 8.27 And Jesus went out, and his disciples, into the towns of Caesarea Philippi: and by the way he asked his disciples, saying unto them, Whom do men say that I am? Ary Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin' ireny tanàna momba an' i Kaisaria-filipo; ary nony teny an-dalana dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Ataon' ny olona ho iza moa Aho? Avy ao Jeso sy ny mpianany, dia nankany amin' ny vohitra manodidina an' i Sezarean' i Filipo, ary teny an-dàlana dia nanontany ny mpianany izy nanao hoe: Ataon' ny olona ho iza moa aho? Jésus s' en alla avec ses disciples vers les villages de Césarée de Philippe, et en chemin il posait à ses disciples cette question : " Qui suis-je, au dire des gens ? "

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
Lio / Lk 3.1 Now in the fifteenth year of the reign of Tiberius Caesar, Pontius Pilate being governor of Judaea, and Herod being tetrarch of Galilee, and his brother Philip tetrarch of Ituraea and of the region of Trachonitis, and Lysanias the tetrarch of Abilene, Ary tamin' ny taona fahadimy ambin' ny folo nanjakan' i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary Heroda no mpanapaka tany Galilia, ary Filipo rahalahiny no mpanapaka ny tany Itoria sy Trakonitisy, ary Lysania no mpanapaka tany Abilena, Tamin' ny taona fahadimy ambin' ny folon' ny nanjakan' i Tibera Sezara, fony Pontsy Pilaty no governora tany Jodea, Heroda no tetrarka tany Galilea, Filipo rahalahiny no tetrarka tany Abilena, L' an quinze du principat de Tibère César, Ponce Pilate étant gouverneur de Judée, Hérode tétrarque de Galilée, Philippe son frère tétrarque du pays d' Iturée et de Trachonitide, Lysanias tétrarque d' Abilène,
...............
Lio / Lk 6.14 Simon, (whom he also named Peter,) and Andrew his brother, James and John, Philip and Bartholomew, dia Simona, izay nataony hoe koa Petera, sy Andrea rahalahiny, sy Jakoba sy Jaona sy Filipo sy Bartelemeo dia Simona izay nataony hoe Piera, sy Andre rahalahiny, Jakoba sy Joany, Filipo sy Bartelemy, Simon, qu' il nomma Pierre, André son frère, Jacques, Jean, Philippe, Barthélemy,

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 1.43 The day following Jesus would go forth into Galilee, and findeth Philip, and saith unto him, Follow me. Nony ampitso dia te-hiala ho any Galilia Jesosy, ary nahita an' i Filipo Izy ka nanao taminy hoe: Manaraha Ahy. Nony ampitso, niroso nankany Galilea Jeso, ary nifanena tamin' i Filipo izy ka nanao taminy hoe: Manaraha ahy. Le lendemain, Jésus résolut de partir pour la Galilée ; il rencontre Philippe et lui dit : " Suis-moi ! "
Jao / Jo 1.44 Now Philip was of Bethsaida, the city of Andrew and Peter. Ary Filipo dia avy any Betsaida, tanànan' i Andrea sy Petera. Avy ao Betsaïda tanàna nihavian' i Andre sy Piera ihany koa Filipo. Philippe était de Bethsaïde, la ville d' André et de Pierre.
Jao / Jo 1.45 Philip findeth Nathanael, and saith unto him, We have found him, of whom Moses in the law, and the prophets, did write, Jesus of Nazareth, the son of Joseph. Filipo kosa nahita an' i Natanaela ka nanao taminy hoe: Efa hitanay Ilay nosoratan' i Mosesy tao amin' ny lalàna, sy nosoratan' ny mpaminany, dia Jesosy, zanak' i Josefa, avy any Nazareta. Filipo kosa nifanena tamin' i Natanaely ka nanao taminy hoe: Efa hitanay ilay voalazan' i Moizy tao amin' ny Lalàna, sy nambaran' ny mpaminany, dia Jeso zanak' i Josefa avy any Nazareta. Philippe rencontre Nathanaèl et lui dit : " Celui dont Moïse a écrit dans la Loi, ainsi que les prophètes, nous l' avons trouvé : Jésus, le fils de Joseph, de Nazareth. "
Jao / Jo 1.46 And Nathanael said unto him, Can there any good thing come out of Nazareth? Philip saith unto him, Come and see. Ary hoy Natanaela taminy: Moa mba misy zava-tsoa va avy any Nazareta? Dia hoy Filipo taminy: Andeha hizaha. Ka hoy Natanaely taminy: Moa mba mety hisy zava-tsoa va avy any Nazareta? Dia hoy Filipo taminy: Avia, ary zahao. Nathanaèl lui dit : " De Nazareth, peut-il sortir quelque chose de bon ? " Philippe lui dit : " Viens et vois. "
...............
Jao / Jo 1.48 Nathanael saith unto him, Whence knowest thou me? Jesus answered and said unto him, Before that Philip called thee, when thou wast under the fig tree, I saw thee. Hoy Natanaela taminy: Ahoana no ahafantaranao ahy? Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Fony tsy mbola niantso anao Filipo, dia hitako teo ambanin' ny aviavy ianao. Ka hoy Natanaely taminy: Ahoana no nahalalanao ahy? Ary hoy ny navalin' i Jeso azy: Talohan' ny niantsoan' i Filipo anao, dia hitako tao ambanin' ny aviavy hianao. Nathanaèl lui dit : " D' où me connais-tu ? " Jésus lui répondit : " Avant que Philippe t' appelât, quand tu étais sous le figuier, je t' ai vu. "
...............
Jao / Jo 6.5 When Jesus then lifted up his eyes, and saw a great company come unto him, he saith unto Philip, Whence shall we buy bread, that these may eat? Ary Jesosy nanopy ny masony ka nahita fa nisy vahoaka betsaka nanatona Azy, dia hoy Izy tamin' i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin' ireo? Nony nanopy ny masony Jeso, ka nahita ireto vahoaka be nanatona azy, dia hoy izy tamin' i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin' ireo? Levant alors les yeux et voyant qu' une grande foule venait à lui, Jésus dit à Philippe : " Où achèterons-nous des pains pour que mangent ces gens ? "
...............
Jao / Jo 6.7 Philip answered him, Two hundred pennyworth of bread is not sufficient for them, that every one of them may take a little. Filipo namaly Azy hoe: Na dia mofo vidina denaria roan-jato aza tsy ampy azy rehetra hananany kely avy. Dia hoy Filipo taminy: Na dia mofo-na denie roan-jato aza, tsy ampy hahazoan' izy ireo sombiny kely avy akory. Philippe lui répondit : " Deux cents deniers de pain ne suffisent pas pour que chacun en reçoive un petit morceau. "
...............
Jao / Jo 12.21 The same came therefore to Philip, which was of Bethsaida of Galilee, and desired him, saying, Sir, we would see Jesus. ary izy ireo nankany amin' i Filipo avy any Betsaida any Galilia, dia nangataka taminy ka nanao hoe: Tompoko, mba ta-hahita an' i Jesosy izahay. nanatona an' i Filipo, izay avy tany Betsaïdan' i Galilea, ka nihanta taminy nanao hoe: Tompoko, mba ta-hahita an' i Jeso izahay. Ils s' avancèrent vers Philippe, qui était de Bethsaïde en Galilée, et ils lui firent cette demande : " Seigneur, nous voulons voir Jésus. "
Jao / Jo 12.22 Philip cometh and telleth Andrew: and again Andrew and Philip tell Jesus. Dia lasa Filipo nilaza tamin' i Andrea; ary Andrea sy Filipo lasa nilaza tamin' i Jesosy. Dia lasa Filipo nilaza tamin' i Andre ka dia i Andre sy Filipo no niara-nilaza tamin' i Jeso. Philippe vient le dire à André ; André et Philippe viennent le dirent à Jésus.
...............
Jao / Jo 14.8 Philip saith unto him, Lord, shew us the Father, and it sufficeth us. Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay. Dia hoy Filipo taminy: Asehoy anay ny Ray, Tompoko, dia ampy ho anay izany. Philippe lui dit : " Seigneur, montre-nous le Père et cela nous suffit. "
Jao / Jo 14.9 Jesus saith unto him, Have I been so long time with you, and yet hast thou not known me, Philip? he that hath seen me hath seen the Father; and how sayest thou then, Shew us the Father? Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: Asehoy anay ny Ray? Fa hoy Jeso taminy: Izay ela izay no nitoerako teto aminareo ka tsy mbola fantatrareo ihany ve aho, ry Filipo? Izay nahita ahy, dia nahita ny Ray koa; ka ahoana no anaovanao hoe: Asehoy anay ny Ray? Jésus lui dit : " Voilà si longtemps que je suis avec vous, et tu ne me connais pas, Philippe ? Qui m' a vu a vu le Père. Comment peux-tu dire : "Montre-nous le Père ! " ?

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 1.13 And when they were come in, they went up into an upper room, where abode both Peter, and James, and John, and Andrew, Philip, and Thomas, Bartholomew, and Matthew, James the son of Alphaeus, and Simon Zelotes, and Judas the brother of James. Ary rehefa tafiditra izy, dia niakatra ho any an-trano ambony, izay fitoerany, - dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba zanak' i Alfeo, sy Simona Zelota ary Jodasy, zanak' i Jakoba. Nony tonga dia niakatra tao amin' ilay rihana fitoerany izy ireo, dia Piera sy Joany, Jakoba sy Andre, Filipo sy Tomà, Bartelemy sy Matio, Jakoba zanak' i Alfe sy Simona Zeloty, ary Joda rahalahin' i Jakoba. Rentrés en ville, ils montèrent à la chambre haute où ils se tenaient habituellement. C'étaient Pierre, Jean, Jacques, André, Philippe et Thomas, Barthélemy et Matthieu, Jacques fils d' Alphée et Simon le Zélote, et Jude fils de Jacques.
...............
Asa 6.5 And the saying pleased the whole multitude: and they chose Stephen, a man full of faith and of the Holy Ghost, and Philip, and Prochorus, and Nicanor, and Timon, and Parmenas, and Nicolas a proselyte of Antioch: Dia sitraky ny olona rehetra ny teniny, ka nifidy an' i Stefana izy, lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, ary Filipo sy Prokoro sy Nikanora sy Timona sy Parmena ary Nikoleo (proselyta avy any Antiokia), Nankasitrahan' ny olona rehetra izany teny izany, ka dia nofidiny Etiena lehilahy feno finoana sy ny Fanahy Masina, Filipo, Prokora, Nikanora, Timona, Parmenasy, ary Nikolà, proselita avy any Antiokia. La proposition plut à toute l' assemblée, et l' on choisit Étienne, homme rempli de foi et de l' Esprit Saint, Philippe, Prochore, Nicanor, Timon, Parménas et Nicolas, prosélyte d' Antioche.
...............
Asa 8.5 Then Philip went down to the city of Samaria, and preached Christ unto them. Ary Filipo nidina tany an-tanàna any Samaria ka nitory an' i Kristy tamin' ny olona tao. Ary Filipo nidina tany an-tanànan' i Samaria, ka nitory ny Kristy tamin' ny olona tao. C' est ainsi que Philippe, qui était descendu dans une ville de la Samarie, y proclamait le Christ.
Asa 8.6 And the people with one accord gave heed unto those things which Philip spake, hearing and seeing the miracles which he did. Ary ny vahoaka betsaka dia niray hevitra nihaino izay nolazain' i Filipo, raha nandre azy sy nahita ny fahagagana nataony. Nandre sy nahita ny fahagagana nataon' i Filipo ny vahoaka maro be, ka nihaino tsara izay nolazainy. Les foules unanimes s' attachaient à ses enseignements, car tous entendaient parler des signes qu' il opérait, ou les voyaient.
...............
Asa 8.12 But when they believed Philip preaching the things concerning the kingdom of God, and the name of Jesus Christ, they were baptized, both men and women. Ary rehefa nino an' i Filipo nitory ny teny soa mahafaly ny amin' ny fanjakan' Andriamanitra sy ny anaran' i Jesosy Kristy ireo, dia natao batisa avokoa na lahy na vavy. Fa rahefa nino an' i Filipo izay nitory ny fanjakan' Andriamanitra sy ny anaran' i Jeso-Kristy izy ireo, dia natao batemy avokoa na lahy na vavy. Mais quand ils eurent cru à Philippe qui leur annonçait la Bonne Nouvelle du Royaume de Dieu et du nom de Jésus Christ, ils se firent baptiser, hommes et femmes.
Asa 8.13 Then Simon himself believed also: and when he was baptized, he continued with Philip, and wondered, beholding the miracles and signs which were done. Ary Simona koa mba nino; ary rehefa natao batisa izy, dia nanaraka an' i Filipo. Ary talanjona izy, raha nahita ny famantarana sy ny asa lehibe izay natao. Na ny tenan' i Simona aza dia mba nino; ary rahefa natao batemy izy dia tsy nahasaraka an' i Filipo, sady talanjona erý nahita ny famantarana amam-pahagagana lehibe tanteraka teo anatrehany. Simon lui-même crut à son tour ; ayant reçu le baptême, il ne lâchait plus Philippe, et il était dans l'émerveillement à la vue des signes et des grands miracles qui s' opéraient sous ses yeux.
...............
Asa 8.26 And the angel of the Lord spake unto Philip, saying, Arise, and go toward the south unto the way that goeth down from Jerusalem unto Gaza, which is desert. Ary nisy anjelin' ny Tompo nilaza tamin' i Filipo ka nanao hoe: Mitsangàna, ka mandehana mianatsimo ho any amin' ny lalana midina avy any Jerosalema mankany Gaza; dia efitra izany. Ary nisy anjelin' ny Tompo niteny tamin' i Filipo ka nanao hoe: Mitsangàna, ka mandehana mianatsimo any amin' ny làlana midina avy any Jerosalema mankany Gazà, izay tanàna foana. L' Ange du Seigneur s' adressa à Philippe et lui dit : " Pars et va-t' en, à l' heure de midi, sur la route qui descend de Jérusalem à Gaza ; elle est déserte. "
...............
Asa 8.29 Then the Spirit said unto Philip, Go near, and join thyself to this chariot. Dia hoy ny Fanahy tamin' i Filipo: Andeha manatona ka mankanesa amin' io kalesy io. Ary hoy ny Fanahy tamin' i Filipo: Mandehana manatona io kalesy io. L' Esprit dit à Philippe : " Avance et rattrape ce char. "
Asa 8.30 And Philip ran thither to him, and heard him read the prophet Esaias, and said, Understandest thou what thou readest? Ary Filipo nihazakazaka nankeo aminy, dia nandre azy mamaky teny tao amin' Isaia mpaminany, ka niteny taminy hoe: Moa fantatrao va izay vakinao? Dia nihazakazaka Filipo ka nandre ilay olona namaky ny bokin' Izaia mpaminany, ary nanao taminy hoe: Moa fantatrao tsara va izay vakianao? Philippe y courut, et il entendit que l' eunuque lisait le prophète Isaïe. Il lui demanda : " Comprends-tu donc ce que tu lis ? " -
Asa 8.31 And he said, How can I, except some man should guide me? And he desired Philip that he would come up and sit with him. Fa hoy izy: Hataoko ahoana no fahay, raha tsy misy mampianatra ahy? Ary izy nangataka an' i Filipo hiakatra sy hipetraka eo aminy. Ka hoy izy: Hataoko ahoana no fahalala izany raha tsy misy olona mitari-dàlana ahy? Dia nangataka an' i Filipo hiakatra ho eo aminy izy. " Et comment le pourrais-je, dit-il, si personne ne me guide ? " Et il invita Philippe à monter et à s' asseoir près de lui.
...............
Asa 8.34 And the eunuch answered Philip, and said, I pray thee, of whom speaketh the prophet this? of himself, or of some other man? Ary ilay tandapa namaly an' i Filipo ka nanao hoe: Masona ianao, iza moa no lazain' ny mpaminany amin' izany? Ny tenany va, sa olon-kafa? Dia niteny tamin' i Filipo ilay olona nanao hoe: Masìna hianao, iza no antsoin' ny mpaminany amin' izany? ny tenany ve sa olon-kafa? S' adressant à Philippe, l' eunuque lui dit : " Je t' en prie, de qui le prophète dit-il cela ? De lui-même ou de quelqu' un d' autre ? "
Asa 8.35 Then Philip opened his mouth, and began at the same scripture, and preached unto him Jesus. Ary Filipo niloa-bava, dia nanomboka teo amin' izany Soratra Masina izany nitory an' i Jesosy taminy. Ary Filipo niloa-bava, nanomboka tamin' ireo tenin' ny Soratra Masina ireo, ka nitory an' i Jeso taminy. Philippe prit alors la parole et, partant de ce texte de l'Écriture, lui annonça la Bonne Nouvelle de Jésus.
...............
Asa 8.37 And Philip said, If thou believest with all thine heart, thou mayest. And he answered and said, I believe that Jesus Christ is the Son of God. Dia hoy Filipo: Raha mino amin' ny fonao rehetra hianao, dia azo atao ihany izany. Ary namaly izy nanao hoe: Mino aho fa Jeso-Kristy no Zanak' Andriamanitra.
Asa 8.38 And he commanded the chariot to stand still: and they went down both into the water, both Philip and the eunuch; and he baptized him. Dia nasainy najanona ny kalesy; ary izy roa lahy, dia Filipo sy ilay tandapa, nidina ho eo amin' ny rano; dia nataony batisa izy. Dia nasainy najanona ny kalesy, ary niara-nidina nankeo anaty rano izy sy Filipo, ka nanao batemy azy Filipo. Et il fit arrêter le char. Ils descendirent tous deux dans l' eau, Philippe avec l' eunuque, et il le baptisa.
Asa 8.39 And when they were come up out of the water, the Spirit of the Lord caught away Philip, that the eunuch saw him no more: and he went on his way rejoicing. Ary rehefa niakatra avy teo amin' ny rano izy roa lahy, dia nentin' ny Fanahin' ny Tompo Filipo ka tsy hitan' ilay tandapa intsony; fa nandeha tamin' ny nalehany izy sady nifaly. Nony niakatra avy teo amin' ny rano izy ireo, nentin' ny Fanahin' ny Tompo Filipo, ka tsy hitany intsony, fa nizotra ny làlany an-kafaliana izy. Mais, quand ils furent remontés de l' eau, l' Esprit du Seigneur enleva Philippe, et l' eunuque ne le vit plus. Et il poursuivit son chemin tout joyeux.
Asa 8.40 But Philip was found at Azotus: and passing through he preached in all the cities, till he came to Caesarea. Fa Filipo hita tany Azota, dia nitory ny filazantsara tany amin' ny tanàna rehetra izay nalehany ambara-pahatongany tany Kaisaria. Fa Filipo kosa tonga tany Azota, ary nitory ny Evanjely tamin' ny tanàna rehetra nandalovany mandra-pahatongany tany Sezarea. Quant à Philippe, il se trouva à Azot ; continuant sa route, il annonçait la Bonne Nouvelle dans toutes les villes qu' il traversait, jusqu'à ce qu' il arrivât à Césarée.
...............
Asa 21.8 And the next day we that were of Paul' s company departed, and came unto Caesarea: and we entered into the house of Philip the evangelist, which was one of the seven; and abode with him. Ary nony ampitso dia niala teo izahay ka tonga tany Kaisaria ary niditra tao an-tranon' i Filipo evanjelista, izay anankiray tamin' izy fito lahy, dia nitoetra tao aminy izahay. Nony ampitso dia nandeha izahay, ka tonga tany Sezarea; ary niditra tao an-tranon' i Filipo Evanjelista, anankiray tamin' izy fito lahy, ka nitoetra tao aminy. nous repartîmes le lendemain pour gagner Césarée. Descendus chez Philippe l'évangéliste, qui était un des Sept, nous demeurâmes chez lui.